Bokin'ny Salamo 115:11
Hianareo izay matahotra an’ i Jehovah, matokia an’ i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ye that fear the LORD, trust in the LORD: he is their help and their shield.
In Context
10Ry taranak’ i Arona ô, matokia an’ i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 115
Cross References
Psalms 22:23Hitory ny anaranao amin’ ny rahalahiko aho; eo amin’ ny fiangonana no hideràko Anao.
Psalms 103:11Fa tahaka ny hahavon’ ny lanitra ambonin’ ny tany No haben’ ny famindram-pony amin’ izay matahotra Azy.
Psalms 118:4Aoka izay matahotra an’ i Jehovah hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony.
Psalms 147:11Jehovah mankasitraka izay matahotra Azy, Dia izay manantena ny famindram-pony.
Proverbs 30:5Ny tenin’ Andriamanitra dia voadio avokoa; Ampinga ho an’ izay mialoka aminy Izy.
Revelation 19:5Ary nisy feo koa nivoaka avy teo amin’ ny seza fiandrianana ka nanao hoe: Miderà an’ Andriamanitsika ianareo mpanompony rehetra, dia ianareo izay matahotra Azy, na ny kely na ny lehibe.