The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 116 › Bokin'ny Salamo 116:18

Bokin'ny Salamo 116:18

Hanefa ny voadiko amin’ i Jehovah aho, Eny, eo anatrehan’ ny olony rehetra,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I will pay my vows unto the LORD now in the presence of all his people,

In Context

17Hianao no haterako fanati-pisaorana, Ary ny anaran’ i Jehovah no hantsoiko.

19Dia eo an-kianjan’ ny tranon’ i Jehovah, Eo afovoanao, ry Jerosalema ô. Haleloia.

Read all of Bokin'ny Salamo 116

Cross References

Psalms 22:25Fa tsy manao tsinontsinona na marikorikon’ ny fahorian’ ny ory Izy, ary tsy mba manafina ny tavany aminy; fa raha mitaraina aminy ireny, dia mihaino Izy.

Psalms 65:2Ho anao ny fanginana sy ny fiderana, Andriamanitra any Ziona ô, ary aminao no anefana ny voady.

Psalms 116:14Hanefa ny voadiko amin’ i Jehovah aho. Eny, eo anatrehan’ ny olony rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 116:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 116:17Bokin'ny Salamo 116Bokin'ny Salamo 116:19 →