The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 118 › Bokin'ny Salamo 118:22

Bokin'ny Salamo 118:22

Ny vato izay nolavin’ ny mpanao trano No efa tonga fehizoro Indrindra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The stone which the builders refused is become the head stone of the corner.

In Context

21Hidera Anao aho, fa efa namaly ahy Hianao Ka efa famonjena ahy.

23Avy tamin’ i Jehovah izany Ka mahagaga eo imasontsika.

Read all of Bokin'ny Salamo 118

Cross References

Zechariah 4:7Iza moa ianao, ry tendrombohitra lehibe? Ho tonga tany lemaka eo anoloan’ i Zerobabela ianao; ary ho entiny mivoaka ny vato hatao tendrony sady hisy fiantsoana hoe: Fahasoavana, fahasoavana anie ho aminy!

Mark 12:10Ary tsy mbola novakinareo va izao Soratra Masìna izao: Ny vato izay nolavin’ ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro;

Acts 4:11Ity no vato izay nolavinareo mpanao trano, nefa tonga fehizoro.

1 Peter 2:4Izay hatoninareo toy ny vato velona, “nolavin’ ny olona, fa voafidin’ Andriamanitra sady soa,”

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 118:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 118:21Bokin'ny Salamo 118Bokin'ny Salamo 118:23 →