The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:105

Bokin'ny Salamo 119:105

Fanilon’ ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thy word is a lamp unto my feet, and a light unto my path.

In Context

104Ny didinao no nahazoako fahalalana; Izany no ankahalako ny lalam-pitaka rehetra.

106Efa nianiana aho fa hitandrina ny fitsipikao marina, Ka nefaiko izany.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 18:28Fa Hianao mamonjy ny olona ory; ary ny maso miandranandrana kosa aetrinao.

Psalms 43:3Ampandehano ny fahazavanao sy ny fahamarinanao; aoka hitarika ahy ireo ka hitondra ahy ho any an-tendrombohitrao masìna, dia ho any amin’ ny tabernakelinao.

Ephesians 5:13Fa ny zavatra rehetra, raha anarina, dia asehon’ ny mazava; fa na inona na inona aseho dia mazava.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:105

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:104Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:106 →