Bokin'ny Salamo 119:106
Efa nianiana aho fa hitandrina ny fitsipikao marina, Ka nefaiko izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I have sworn, and I will perform it, that I will keep thy righteous judgments.
In Context
105Fanilon’ ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.
107Ampahorina indrindra aho; Jehovah ô, velomy aho araka ny teninao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Joshua 24:16Dia namaly ny vahoaka ka nanao hoe: Sanatria raha hahafoy an’ i Jehovah izahay ka hanompo izay andriamani-kafa.
2 Chronicles 15:13ka na iza na iza tsy mety mitady an’ i Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, dia hatao maty, na kely na lehibe, na lahy na vavy.
Nehemiah 10:29Ary ny olona sisa, dia ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny Netinima, ary izay rehetra efa niavaka tamin’ ny tompon-tany hanaraka ny lalàn’ Andriamanitra mbamin’ ny vadin’ ireo sy ny zananilahy ary ny zananivavy, izay rehetra efa nahahaino,
Psalms 56:12Andriamanitra no itokiako; ka tsy mba hatahotra aho; inona no hataon’ ny olona amiko?
Psalms 119:115Mialà amiko ianareo mpanao ratsy, Mba hitandremako ny didin’ Andriamanitro.
Matthew 5:33Ary koa, efa renareo fa voalaza tamin’ ny ntaolo hoe: Aza mianian-tsy tò, fa efao amin’ i Jehovah ny fianiananao.