The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:104

Bokin'ny Salamo 119:104

Ny didinao no nahazoako fahalalana; Izany no ankahalako ny lalam-pitaka rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Through thy precepts I get understanding: therefore I hate every false way.

In Context

103Endrey ny hamamin’ ny teninao, raha andramako! Mihoatra noho ny tantely ato am-bavako aza!

105Fanilon’ ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Job 32:9Tsy dia ny fahalehibiazana no mahahendry, ary tsy dia ny fahanterana no ahalalana ny rariny;

Psalms 97:10Hianareo izay tia an’ i Jehovah, mankahalà ny ratsy; Miaro ny fanahin’ ny olony masìna Izy Ary mamonjy azy amin’ ny tanan’ ny ratsy fanahy.

Psalms 119:29Ny lalan’ ny lainga no esory amiko: Ary ny lalànao no anasoavy ahy.

Psalms 119:98Ny didinao mampahahendry ahy mihoatra noho ny fahavaloko, Satria ato amiko mandrakizay ireny.

Psalms 119:128Izany no iheverako ny didy rehetra ho marina avokoa; Halako ny lalam-pitaka rehetra;

Proverbs 8:13Ny fankahalana ny ratsy no fahatahorana an’ i Jehovah. Ny fiavonavonana sy ny fireharehana sy ny lalana ratsy Ary ny vava fandainga dia samy halako avokoa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:104

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:103Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:105 →