Bokin'ny Salamo 119:115
Mialà amiko ianareo mpanao ratsy, Mba hitandremako ny didin’ Andriamanitro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Depart from me, ye evildoers: for I will keep the commandments of my God.
In Context
114Fiereko sy ampingako Hianao; Ny teninao no andrasako.
116Tohàny aho araka ny teninao, mba ho velona, Ary aoka tsy ho menatra amin’ ny fanantenako aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 6:8Lanin’ alahelo ny masoko; efa pahina izy amin’ ny ataon’ ny mpampahory ahy rehetra.
Psalms 26:9Aza mitondra ny fanahiko hiara-maty amin’ ny mpanota, na ny aiko amin’ ny mpandatsa-drà,
Psalms 119:106Efa nianiana aho fa hitandrina ny fitsipikao marina, Ka nefaiko izany.
Matthew 7:23Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, ianareo mpanao meloka.
1 Corinthians 15:33Aza mety hofitahina ianareo; ny fikambanana amin’ ny ratsy manimba ny fitondran-tena tsara.