Bokin'ny Salamo 119:11
Ato am-poko no iraketako ny teninao, Mba tsy hanotako aminao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thy word have I hid in mine heart, that I might not sin against thee.
In Context
10Tamin’ ny foko rehetra no nitadiavako Anao; Aza avela hivily hiala amin’ ny didinao aho.
12Isaorana anie Hianao, Jehovah ô; Ampianaro ahy ny didinao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Job 22:22Masìna ianao, mandraisa fampianarana avy amin’ ny vavany, ary alatsaho ao am-ponao ny teniny.
Psalms 19:13Raha ny fahatsontsana, dia iza re no mahalala izany? ataovy tsy manan-tsiny aho ny amin’ izay ota tsy fantatra.
Psalms 40:8Dia hoy izaho: inty aho tonga ao amin’ ny horonam-boky no nanoratana ahy.
Proverbs 2:1Anaka, raha raisinao ny teniko, Ary raketinao ao am-ponao ny didiko,
Isaiah 51:7Mihainoa ahy, ianareo izay mahalala ny fahamarinana, dia ianao, ry firenena izay manana ny lalàko ao am-ponao; aza matahotra ny latsa ataon’ ny zanak’ olombelona, na manahy noho ny faharatsiany.
Luke 2:19Fa Maria kosa nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony.