Bokin'ny Salamo 119:12
Isaorana anie Hianao, Jehovah ô; Ampianaro ahy ny didinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed art thou, O LORD: teach me thy statutes.
In Context
11Ato am-poko no iraketako ny teninao, Mba tsy hanotako aminao.
13Ny molotro no nentiko nilaza Ny fitsipika rehetra naloaky ny vavanao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 86:11Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô, Dia handeha amin’ ny fahamarinanao aho; Ampiraiso ny foko hatahotra ny anaranao.
Psalms 119:33Jehovah ô, toroy ny lalan’ ny didinao aho; Dia hotandremako hatramin’ ny farany izany.
Psalms 119:66Ampianaro fahafantarana tsara sy fahalalana aho, Fa matoky ny didinao aho.
Psalms 119:71Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao.
Psalms 119:124Ataovy amin’ ny mpanomponao araka ny famindram-ponao; Ary ampianaro ahy ny didinao.
Psalms 143:10Ampianaro hanao ny sitraponao aho; Fa Hianao no Andriamanitro; Aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin’ izay tany marina.