Bokin'ny Salamo 119:110
Ny ratsy fanahy mamela-pandrika haningotra ahy; Kanefa tsy mania miala amin’ ny didinao aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The wicked have laid a snare for me: yet I erred not from thy precepts.
In Context
109An-tenda ihany ny aiko mandrakariva; Kanefa tsy manadino ny lalànao aho.
111Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, Satria fifalian’ ny foko izany.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 10:8Mamitsaka amin’ ny fanotrehana ao an-tanàna izy, ao an-katakonana no amonoany ny marina; ny masony mikendry ny mahantra.
Psalms 57:7Efa namela-pandrika harato haningotra ny diako izy, ary nampitanondrika ny fanahiko; nihady lavaka teo anoloako izy, kanjo ny tenany ihany no latsaka ao anatiny. [Sela.]
Psalms 119:21Voateninao mafy ny mpirehareha, dia ny olom-boaozona, Izay mania miala amin’ ny didinao.
Psalms 119:85Efa nanao longoa hianjerako ny mpirehareha, Dia izay tsy manaraka ny lalànao.
Psalms 119:95Miandry ahy ny ratsy fanahy mba hahafaty ahy; Mandinika ny teni-vavolombelonao aho
Psalms 140:5Jehovah ô, vonjeo amin’ ny tanan’ ny ratsy fanahy aho, Ary arovy amin’ ny olon-dozabe, Izay efa nihevitra handronjina ahy ho potraka.