Bokin'ny Salamo 119:111
Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, Satria fifalian’ ny foko izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thy testimonies have I taken as an heritage for ever: for they are the rejoicing of my heart.
In Context
110Ny ratsy fanahy mamela-pandrika haningotra ahy; Kanefa tsy mania miala amin’ ny didinao aho.
112Apetrako ny foko hankatò ny didinao Mandrakizay hatramin’ ny farany.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Deuteronomy 33:4Lalàna no nandidian’ i Mosesy antsika Ho lovan’ ny fiangonan’ i Jakoba.
Psalms 19:8Tsy misy tsiny ny lalàn’ i Jehovah, mamelombelona ny fanahy; mahatoky ny teni-vavolombelon’ i Jehovah, mahahendry ny kely saina.
Psalms 119:14Ny lalan’ ny teni-vavolombelonao no ifaliako, Tahaka ny ifaliako amin’ ny harena rehetra.
Psalms 119:92Raha tsy ny lalànao no niravoravoako, Dia maty tamin’ ny fahoriako aho.
Psalms 119:162Faly aho noho ny teninao Tahaka ny mahazo babo be.
Isaiah 54:17Ny fiadiana rehetra izay voaforona hamelezana anao dia tsy hisy hambinina, ary ny lela rehetra izay miady aminao dia horesenao lahatra. Izany no lovan’ ny mpanompon’ i Jehovah sy fahamarinany avy amiko, hoy Jehovah.