The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:129

Bokin'ny Salamo 119:129

Mahagaga ny teni-vavolombelonao, Ka dia mitandrina azy ny fanahiko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thy testimonies are wonderful: therefore doth my soul keep them.

In Context

128Izany no iheverako ny didy rehetra ho marina avokoa; Halako ny lalam-pitaka rehetra;

130Mahazava ny famoahana ny hevitry ny teninao Ka manome fahalalana ho an’ ny kely saina.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 119:2Sambatra izay mitandrina ny teni-vavolombelony Ka mitady Azy amin’ ny fo rehetra;

Psalms 119:31Mifikitra amin’ ny teni-vavolombelonao aho; Jehovah ô, aza avela ho azon-kenatra aho;

Psalms 139:6Fahalalana mahagaga ahy loatra izany, Eny, avo loatra ka tsy tratro.

Isaiah 25:1Jehovah ô, Andriamanitro Hianao; Hanandratra Anao sy hidera ny anaranao aho, fa efa nanao zava-mahagaga Hianao, dia zavatra efa voakasa hatramin’ ny ela sady mahatoky no marina indrindra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:129

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:128Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:130 →