The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 139 › Bokin'ny Salamo 139:6

Bokin'ny Salamo 139:6

Fahalalana mahagaga ahy loatra izany, Eny, avo loatra ka tsy tratro.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Such knowledge is too wonderful for me; it is high, I cannot attain unto it.

In Context

5Manodidina ahy eo ivohoko sy eo anatrehako Hianao, Ary apetrakao amiko ny tananao.

7Aiza no hialako amin’ ny Fanahinao? Aiza no handosirako tsy ho eo anatrehanao?

Read all of Bokin'ny Salamo 139

Cross References

Job 11:7Takatry ny sainao va ny fomban’ Andriamanitra? Ary tanteraka va ny fahitanao ny Tsitoha

Job 42:3Iza no mahatakona ny fisainanao amin’ ny tsi-fahalalana? Koa dia nilaza izay tsy fantatro aho, dia zava-mahagaga loatra amiko, izay tsy takatry ny saiko.

Psalms 40:5Sambatra izay olona manao an’ i Jehovah ho tokiny, ka tsy mivily ho naman’ ny mpiavonavona na ny mpivadika ho amin’ ny lainga.

Proverbs 30:18Misy zavatra telo mahagaga ka tsy takatro, Eny, efatra aza no tsy fantatro:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 139:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 139:5Bokin'ny Salamo 139Bokin'ny Salamo 139:7 →