The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:131

Bokin'ny Salamo 119:131

Mitanatana vava aho ka mihanahana, Fa ny didinao no iriko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I opened my mouth, and panted: for I longed for thy commandments.

In Context

130Mahazava ny famoahana ny hevitry ny teninao Ka manome fahalalana ho an’ ny kely saina.

132Todiho aho, ka mamindrà fo amiko, Araka ny tokony ho anjaran’ izay tia ny anaranao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Job 29:23Niandry ahy toy ny fiandry ny ranonorana izy ary nitanatana vava toy ny fiandry ny fara-orana.

Psalms 81:10Aza asiana andriamani-kafa eo aminao; ary aza mivavaka amin’ ny andriamanitry ny firenena hafa.

Psalms 119:40Indro, manina ny didinao aho, Velomy amin’ ny fahamarinanao.

Psalms 119:174Efa manina ny famonjenao aho, Jehovah ô; Ary ny lalànao no firavoravoako.

Hebrews 12:14Miezaha mitady fihavanana amin’ ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:131

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:130Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:132 →