The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:174

Bokin'ny Salamo 119:174

Efa manina ny famonjenao aho, Jehovah ô; Ary ny lalànao no firavoravoako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I have longed for thy salvation, O LORD; and thy law is my delight.

In Context

173Aoka anie hamonjy ahy ny tananao; Fa efa nifidy ny didinao aho.

175Aoka anie ho velona ny fanahiko ka hidera Anao; Ary aoka anie hamonjy ahy ny fitsaranao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Genesis 49:18Ny famonjenao no andrasako, Jehovah ô!

Psalms 1:2Fa ny lalàn’ i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman’ alina.

Psalms 119:24Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako, Eny, mpanolo-tsaina ahy izany.

Psalms 119:47Ary hiravoravo amin’ ny didinao aho Satria tiako ireny.

Psalms 119:81Ritra ny aiko, satria manina ny famonjenao aho; Ny teninao no andrasako.

Psalms 119:162Faly aho noho ny teninao Tahaka ny mahazo babo be.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:174

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:173Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:175 →