The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:40

Bokin'ny Salamo 119:40

Indro, manina ny didinao aho, Velomy amin’ ny fahamarinanao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Behold, I have longed after thy precepts: quicken me in thy righteousness.

In Context

39Esory ny fahafaham-baraka, izay atahorako; Fa tsara ny fitsipikao.

41Aoka ho tonga amiko ny famindram-ponao, Jehovah ô, Dia ny famonjenao, araka ny teninao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 119:5Enga anie ka ho tafatoetra ny lalako Hitandremako ny didinao!

Psalms 119:25Miraikitra amin’ ny vovoka ny fanahiko; Velomy aho araka ny teninao.

Psalms 119:88Velomy aho araka ny famindram-ponao; Dia hitandrina ny teni-vavolombelona naloaky ny vavanao aho.

Psalms 119:149Henoy ny feoko araka ny famindram-ponao, Jehovah ô, Velomy aho araka ny fitsipikao.

Psalms 119:159He ny fitiavako ny didinao! Jehovah ô, velomy aho araka ny famindram-ponao.

Mark 9:24Ary niaraka tamin’ izay dia niantso ny rain-drazazalahy ka nanao hoe: Mino aho; vonjeo mba ho afaka amin’ ny tsi-finoako.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:40

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:39Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:41 →