Bokin'ny Salamo 119:135
Ampamirapirato amin’ ny mpanomponao ny tavanao; Ary ampianaro ahy ny didinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Make thy face to shine upon thy servant; and teach me thy statutes.
In Context
134Vonjeo amin’ ny fampahorian’ ny olona Dia hitandrina ny didinao.
136Rano mandriaka no mijononoka amin’ ny masoko Noho ny tsi-fitandreman’ ny olona ny lalànao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Numbers 6:25Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;
Job 34:32Izay tsy hitako mba ampianaro ahy; Raha nanao ratsy aho, dia tsy hanao intsony?
Job 36:22Indro, Andriamanitra miasa amin’ ny heriny mampiseho ny fisandratany; Iza no mba mpampianatra tahaka Azy?
Psalms 80:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-shoshanim-edoth. Salamo nataon’ i Asafa.
Psalms 80:7Ataonao ho fifandirana amin’ ny mifanila fonenana aminay izahay; ary ny fahavalonay mifaly handatsa.
Psalms 119:12Isaorana anie Hianao, Jehovah ô; Ampianaro ahy ny didinao.