Bokin'ny Salamo 119:146
Nitaraina taminao aho nanao hoe Vonjeo aho, Dia hitandrina ny didinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I cried unto thee; save me, and I shall keep thy testimonies.
In Context
145Ny foko rehetra no nentiko nitaraina hoe: Valio aho, Jehovah ô; Ny didinao no hotandremako;
147Raha mbola tsy nazavaratsy aza ny andro, dia nitaraina aho; Ny teninao no andrasako.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 119:2Sambatra izay mitandrina ny teni-vavolombelony Ka mitady Azy amin’ ny fo rehetra;
Psalms 119:134Vonjeo amin’ ny fampahorian’ ny olona Dia hitandrina ny didinao.
Titus 2:14Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin’ ny ota rehetra, sy hanadiovany izay olona ho an’ ny tenany, sady ho mazoto indrindra amin’ ny asa tsara izany.