Bokin'ny Salamo 119:147
Raha mbola tsy nazavaratsy aza ny andro, dia nitaraina aho; Ny teninao no andrasako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I prevented the dawning of the morning, and cried: I hoped in thy word.
In Context
146Nitaraina taminao aho nanao hoe Vonjeo aho, Dia hitandrina ny didinao.
148Nialoha ny fiambenana amin’ ny alina ny masoko, Mba hisaintsainako ny teninao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 5:3Henoy ny feon’ ny fitarainako, ry Mpanjakako sy Andriamanitro ô; fa Hianao no ivavahako.
Psalms 42:8Ny lalina miantso ny lalina noho ny firohondrohon’ ny riananao; ny onjanao rehetra sy ny alon-dranonao efa nanafotra ahy.
Psalms 57:8Tafatoetra ny foko, Andriamanitra ô, eny, tafatoetra ny foko; hihira sy hankalaza aho.
Psalms 88:13Ho fantatra ao amin’ ny maizina va ny fahagagana ataonao, Ary ny fahamarinanao ao amin’ ny tany fanadinoana?
Psalms 119:43Ary aza dia esorina amin’ ny vavako ny teny marina; Fa miandry ny fitsaranao aho.
Psalms 119:81Ritra ny aiko, satria manina ny famonjenao aho; Ny teninao no andrasako.