The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:153

Bokin'ny Salamo 119:153

Jereo ny fahoriako, ka vonjeo aho; Fa ny lalànao tsy mba hadinoiko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Consider mine affliction, and deliver me: for I do not forget thy law.

In Context

152Efa fantatro ela tamin’ ny teni-vavolombelonao Fa nampitoerinao ho mandrakizay ireny.

154Soloy vava aho, ka vonjeo; Velomy aho araka ny teninao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Exodus 3:7Ary hoy Jehovah: Efa hitako tokoa ny fahorian’ ny oloko izay any Egypta, ary efa reko ny fitarainany noho ny ataon’ ny mpampiasa azy; eny, fantatro ny alahelony;

Psalms 9:13Fa izay manadin-drà dia mahatsiaro ny ory; tsy manadino ny fitarainany Izy.

Psalms 25:19Jereo ny fahavaloko, fa maro izy; ary loza ny fankahalàny ahy.

Psalms 119:98Ny didinao mampahahendry ahy mihoatra noho ny fahavaloko, Satria ato amiko mandrakizay ireny.

Psalms 119:141Kely aho ka natao ho tsinontsinona; Nefa tsy hadinoiko ny didinao.

Psalms 119:176Efa nania aho; tadiavo ny mpanomponao toy ny fitady ondry very; Fa ny didinao tsy mba hadinoiko.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:153

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:152Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:154 →