Bokin'ny Salamo 119:97
Endrey ny fitiavako ny lalànao! Fisaintsainako mandrakariva izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
O how love I thy law! it is my meditation all the day.
In Context
96Efa hitako fa manam-pahataperana avokoa ny tanteraka rehetra; Malalaka indrindra ny didinao.
98Ny didinao mampahahendry ahy mihoatra noho ny fahavaloko, Satria ato amiko mandrakizay ireny.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Deuteronomy 6:6Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao.
Joshua 1:8Aoka tsy hiala amin’ ny vavanao ity bokin’ ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman’ alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin’ izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina.
Psalms 119:15Ny didinao no hosaintsainiko, Ary hodinihiko ny lalanao.
Psalms 119:48Hasandratro ny tanako ho amin’ ny didinao satria tiako ireny: Hosaintsainiko ny didinao.
Psalms 119:127Izany no itiavako ny didinao mihoatra noho ny volamena, Eny, noho ny tena volamena aza.
Psalms 119:165Be fiadanana izay tia ny lalànao, Ary tsy misy mahatafintohina azy.