Bokin'ny Salamo 119:164
Impito isan’ andro no iderako Anao Noho ny fitsipikao marina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Seven times a day do I praise thee because of thy righteous judgments.
In Context
163Halako ny lainga ka ataoko ho fahavetavetana; Ny lalànao no tiako.
165Be fiadanana izay tia ny lalànao, Ary tsy misy mahatafintohina azy.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 48:11Araka ny anaranao, Andriamanitra ô, no fiderana Anao hatramin’ ny faran’ ny tany; feno fahamarinana ny tananao ankavanana.
Psalms 97:8Ziona mandre ka faly; Ary ravoravo ny zanakavavin’ i Joda Noho ny fitsaranao, Jehovah ô.
Daniel 6:11Nony fantatr’ i Daniela fa efa voaisy sonia ny didy, dia nankao an-tranony izy; ary ny varavarankelin’ ny tranony ambony nanandrify an’ i Jerosalema dia nivoha. Koa intelo isan’ andro no nandohalika ka nivavaka sy nisaotra teo anatrehan’ Andriamaniny izy, satria fanaony hatramin’ ny taloha izany.