Bokin'ny Salamo 119:165
Be fiadanana izay tia ny lalànao, Ary tsy misy mahatafintohina azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Great peace have they which love thy law: and nothing shall offend them.
In Context
164Impito isan’ andro no iderako Anao Noho ny fitsipikao marina.
166Miandry ny famonjenao aho, Jehovah ô, Ka mankatò ny didinao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 119:56Izao no ahy: Mitandrina ny didinao aho.
Proverbs 3:17Làlana mahafinaritra ny lalany, Ary fiadanana ny alehany rehetra.
Isaiah 8:13Jehovah, Tompon’ ny maro, no hasino; Ary aoka Izy ihany no hatahoranareo, Ary Izy ihany no hangovitanareo.
Isaiah 28:13Ary ny tenin’ i Jehovah dia ho tonga didy anampy didy aminy tokoa, eny, didy anampy didy, fitsipika anampy fitsipika, fitsipika anampy fitsipika; Kely etỳ, ary kely erỳ, mba hanaovany dia mianotra, ka ho torotoro izy sy hofandrihana ary hosamborina.
Isaiah 57:14Ary Izy hilaza hoe: Manandrata, eny, manandrata ka manamboara lalana, esory izay mahatafintohina eny amin’ ny alehan’ ny oloko.
Matthew 13:21nefa tsy manam-paka ao anatiny izy, fa maharitra vetivety foana; koa raha avy izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny, dia malaky tafintohina izy.