Bokin'ny Salamo 119:28
Mipotrapotra-dranomaso aho noho ny alaheloko; Ampaherezo aho araka ny teninao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My soul melteth for heaviness: strengthen thou me according unto thy word.
In Context
27Ampahalalao ahy ny lalan’ ny didinao; Dia hoheveriko ny fahagagana nataonao.
29Ny lalan’ ny lainga no esory amiko: Ary ny lalànao no anasoavy ahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Deuteronomy 33:25Ho vy sy varahina ny hidinao; Ary hifamatra amin’ ny andronao ny fiadananao.
Joshua 2:24ka hoy izy tamin’ i Josoa: Efa natolotr’ i Jehovah eo an-tanantsika tokoa ny tany rehetra; ary efa ketraka ny mponina rehetra amin’ ny tany noho ny tahotra antsika.
Psalms 22:14Misanasana vava amiko izy; eny, liona mamiravira sy mierona izy.
Psalms 29:11Jehovah hanome hery ny olony; Jehovah hitahy ny olony amin’ ny fiadanana.
Isaiah 40:29Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be.
Zechariah 10:12Dia hampahereziko ao amin’ i Jehovah izy, Ka ny anarany no handehanany, hoy Jehovah.