Bokin'ny Salamo 119:29
Ny lalan’ ny lainga no esory amiko: Ary ny lalànao no anasoavy ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Remove from me the way of lying: and grant me thy law graciously.
In Context
28Mipotrapotra-dranomaso aho noho ny alaheloko; Ampaherezo aho araka ny teninao.
30Ny lalàn’ ny fahamarinanao no fidiko; Apetrako eo anatrehako ny fitsipikao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 119:5Enga anie ka ho tafatoetra ny lalako Hitandremako ny didinao!
Psalms 119:104Ny didinao no nahazoako fahalalana; Izany no ankahalako ny lalam-pitaka rehetra.
Psalms 119:163Halako ny lainga ka ataoko ho fahavetavetana; Ny lalànao no tiako.
Proverbs 30:8Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga; Aza manome ahy alahelo na harena; Fahano aho amin’ izay anjara-hanina sahaza ho ahy;
Jeremiah 16:19Jehovah ô, ry heriko sy fiarovana mafy ho ahy ary fandosirako amin’ ny andro fahoriana ô! Ho tonga aminao ny jentilisa avy any amin’ ny faran’ ny tany dia hanao hoe: Eny, tokoa lainga no nolovan’ ny razanay, dia zava-poana sady tsy misy mahasoa.
Jonah 2:8Raha reraka tato anatiko ny fanahiko, Dia nahatsiaro an’ i Jehovah aho; Ka tonga tao aminao ny fivavako, Dia tao amin’ ny tempolinao masìna.