Bokin'ny Salamo 119:3
Eny, Izay tsy manao ratsy. Fa mandeha araka ny lalany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They also do no iniquity: they walk in his ways.
In Context
2Sambatra izay mitandrina ny teni-vavolombelony Ka mitady Azy amin’ ny fo rehetra;
4Hianao namoaka ny didinao Mba hotandremana tsara.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Jeremiah 7:23Fa izao kosa no nandidiako azy: Henoy ny feoko. Dia ho Andriamanitrareo Aho, ary ianareo ho oloko ka handeha amin’ ny lalana rehetra nandidiako anareo, mba hahitanareo soa.
1 John 3:9Izay rehetra naterak’ Andriamanitra no tsy manota, satria ny voany mitoetra ao anatiny, ary tsy mahay manota izy, satria naretak’ Andriamanitra.