Bokin'ny Salamo 119:173
Aoka anie hamonjy ahy ny tananao; Fa efa nifidy ny didinao aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let thine hand help me; for I have chosen thy precepts.
In Context
172Hihira ny teninao ny lelako, Fa marina ny didinao rehetra.
174Efa manina ny famonjenao aho, Jehovah ô; Ary ny lalànao no firavoravoako.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Joshua 24:15Nefa raha tsy sitrakareo ny hanompo an’ i Jehovah, dia fidionareo anio ary izay hotompoinareo, na ny andriamanitra izay notompoin’ ny razanareo tany an-dafin’ ny Ony, na ny andriamanitry ny Amorita, izay mponina teto amin’ ny tany onenanareo; fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an’ i Jehovah izahay.
1 Kings 3:11ka dia hoy Andriamanitra taminy: Satria nangataka izany zavatra izany ianao, fa tsy ny ho ela velona, na harena, na ny ain’ ny fahavalonao, fa fahaizana hitsara no nangatahinao,
Psalms 37:24Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy.
Psalms 119:35Ampandehano amin’ ny lalan’ ny didinao aho; Fa izany no sitrako.
Psalms 119:94Anao aho, vonjeo aho; Fa ny didinao no tadiaviko.
Psalms 119:117Tohàny aho mba ho voavonjy, Ka ho faly hijery ny didinao mandrakariva.