Bokin'ny Salamo 119:34
Omeo fahalalana aho mba hitandrina ny lalànao; Eny, hitandrina azy amin’ ny foko rehetra aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Give me understanding, and I shall keep thy law; yea, I shall observe it with my whole heart.
In Context
33Jehovah ô, toroy ny lalan’ ny didinao aho; Dia hotandremako hatramin’ ny farany izany.
35Ampandehano amin’ ny lalan’ ny didinao aho; Fa izany no sitrako.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
1 Chronicles 22:12Ary homen’ i Jehovah saina sy fahendrena anie ianao ka hatsangany ho mpanapaka ny Isiraely, mba hitandremanao ny lalan’ i Jehovah Andriamanitrao.
Psalms 39:2Hoy izaho: hitandrina ny lalako aho ka tsy hanota amin’ ny lelako; hasiako fehim-bava ny vavako, raha mbola eo anatrehako ny ratsy fanahy.
Psalms 119:2Sambatra izay mitandrina ny teni-vavolombelony Ka mitady Azy amin’ ny fo rehetra;
Psalms 119:58Mifona aminao amin’ ny foko rehetra aho: Mamindrà fo amiko araka ny teninao.
Psalms 119:69Namoron-dainga hamelezana ahy ny mpirehareha; Amin’ ny foko rehetra no itandremako ny didinao.
Psalms 119:100Hendry noho ny anti-panahy aho, Satria ny didinao no notandremako.