The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:42

Bokin'ny Salamo 119:42

Dia hamaly izay miteny ratsy ahy aho, Satria matoky ny teninao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

So shall I have wherewith to answer him that reproacheth me: for I trust in thy word.

In Context

41Aoka ho tonga amiko ny famindram-ponao, Jehovah ô, Dia ny famonjenao, araka ny teninao.

43Ary aza dia esorina amin’ ny vavako ny teny marina; Fa miandry ny fitsaranao aho.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

2 Samuel 7:12Ary rehefa tapitra ny andronao, ka hodi-mandry any amin’ ny razanao ianao, dia hatsangako handimby anao ny zanakao izay haterakao, ary hampitoeriko ny fanjakany;

2 Samuel 19:18Ary nisy benjamita arivo lahy koa nanaraka azy, ary Ziba, mpanompon’ ny taranak’ i Saoly, mbamin’ ny zananilahy dimy ambin’ ny folo sy mpanompony roa-polo lahy izay nanaraka azy; ary dia nita an’ i Jordana teo alohan’ ny mpanjaka izy ireo.

Psalms 3:2Jehovah ô, akory izato hamaroan’ ny mampahory ahy! Maro no mitsangana hanohitra ahy.

Psalms 56:4Amin’ ny andro atahorako no itokiako Anao.

Psalms 71:10Fa miresaka ahy ny fahavaloko; ary miara-mioko izay manotrika hahazo ny aiko.

Psalms 109:25Ary izaho dia tonga fandatsan’ ireny; Mijery ahy izy ka mihifikifi-doha.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:42

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:41Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:43 →