The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:41

Bokin'ny Salamo 119:41

Aoka ho tonga amiko ny famindram-ponao, Jehovah ô, Dia ny famonjenao, araka ny teninao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let thy mercies come also unto me, O LORD, even thy salvation, according to thy word.

In Context

40Indro, manina ny didinao aho, Velomy amin’ ny fahamarinanao.

42Dia hamaly izay miteny ratsy ahy aho, Satria matoky ny teninao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 69:16Aza avela hanafotra ahy ny rano mandriaka, na hitelina ahy ny lalina; ary aza avela hikatom-bava amiko ny lavaka fantsakana.

Psalms 119:50Izao no mampionona ahy amin’ ny fahoriako; Ny teninao no mamelona ahy.

Psalms 119:76Ny famindram-ponao anie no hampiononana ahy Araka ny teninao tamin’ ny mpanomponao.

Psalms 119:123Pahina ny masoko miandry ny famonjenao. Sy ny tenin’ ny fahamarinanao.

Psalms 119:174Efa manina ny famonjenao aho, Jehovah ô; Ary ny lalànao no firavoravoako.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:41

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:40Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:42 →