The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:49

Bokin'ny Salamo 119:49

Tsarovy ny teny natao tamiko mpanomponao Izay nampanantenanao ahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Remember the word unto thy servant, upon which thou hast caused me to hope.

In Context

48Hasandratro ny tanako ho amin’ ny didinao satria tiako ireny: Hosaintsainiko ny didinao.

50Izao no mampionona ahy amin’ ny fahoriako; Ny teninao no mamelona ahy.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Genesis 8:1Ary Andriamanitra nahatsiaro an’ i Noa mbamin’ ny bibi-dia rehetra ary ny biby fiompy rehetra, izay niara-nitoetra taminy tao anatin’ ny sambo-fiara; ary Andriamanitra nampandeha rivotra eran’ ny tany, ka dia nihena ny rano.

2 Samuel 5:2Fa hatry ny fony fahiny ihany koa, raha mbola nanjaka taminay aza Saoly, dia ianao no mpitarika ny Isiraely nivoaka sy niditra; ary Jehovah efa nilaza taminao hoe: Hianao no ho mpiandry ny Isiraely oloko, ary ianao no ho mpanapaka azy.

Job 7:7Tsarovy fa rivotra ny aiko: ary tsy hahita soa intsony ny masoko.

Psalms 105:2Mihirà ho Azy, mankalazà Azy; Saintsaino ny fahagagana rehetra ataony.

Psalms 106:4Jehovah ô, tsarovy aho araka ny fankasitrahanao ny olonao; Vangio amin’ ny famonjenao aho,

Psalms 119:43Ary aza dia esorina amin’ ny vavako ny teny marina; Fa miandry ny fitsaranao aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:49

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:48Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:50 →