Bokin'ny Salamo 119:50
Izao no mampionona ahy amin’ ny fahoriako; Ny teninao no mamelona ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This is my comfort in my affliction: for thy word hath quickened me.
In Context
49Tsarovy ny teny natao tamiko mpanomponao Izay nampanantenanao ahy.
51Ny mpirehareha maniratsira ahy: Tsy mba mivily miala amin’ ny lalànao aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 27:13Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan’ i Jehovah amin’ ny tanin’ ny velona.
Psalms 42:8Ny lalina miantso ny lalina noho ny firohondrohon’ ny riananao; ny onjanao rehetra sy ny alon-dranonao efa nanafotra ahy.
Psalms 94:19Raha be ny ahiahy ato anatiko Dia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao.
Psalms 119:38Tovy ny teninao amin’ ny mpanomponao, Izay matahotra Anao indrindra.
Psalms 119:92Raha tsy ny lalànao no niravoravoako, Dia maty tamin’ ny fahoriako aho.
Jeremiah 15:16Hitako ny teninao ka nohaniko, ary ny teninao no fifaliako sy firavoravoan’ ny foko; Fa nantsoina tamin’ ny anaranao aho, Jehovah, Andriamanitry ny maro ô.