Bokin'ny Salamo 119:64
Jehovah ô, henika ny famindram-ponao ny tany; Ampianaro ahy ny didinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The earth, O LORD, is full of thy mercy: teach me thy statutes.
In Context
63Naman’ izay rehetra matahotra Anao aho Sy naman’ izay mitandrina ny didinao.
65Jehovah ô, efa nasianao soa ny mpanomponao, Araka ny teninao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 27:11Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ary tariho amin’ ny lalana marina aho noho ny fahavaloko.
Psalms 104:13Manondra-drano ny tendrombohitra avy amin’ ny tranony ambony Izy; Ny vokatry ny asanao no mahavoky ny tany.
Psalms 119:26Ny lalako no nolazaiko, ary namaly ahy Hianao: Ampianaro ahy ny didinao.
Isaiah 2:3Eny, maro ny firenena no hiainga ka hanao hoe: Andeha isika hiakatra any an-tendrombohitr’ i Jehovah, Ho any an-tranon’ Andriamanitr’ i Jakoba, Mba hampianarany antsika ny amin’ ny lalany, Ka handehanantsika amin’ ny atorony; Fa avy any Ziona no hivoahan’ ny lalàna, Ary avy any Jerosalema ny tenin’ i Jehovah.
Matthew 11:29Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an’ ny fanahinareo ianareo.