Bokin'ny Salamo 119:65
Jehovah ô, efa nasianao soa ny mpanomponao, Araka ny teninao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou hast dealt well with thy servant, O LORD, according unto thy word.
In Context
64Jehovah ô, henika ny famindram-ponao ny tany; Ampianaro ahy ny didinao.
66Ampianaro fahafantarana tsara sy fahalalana aho, Fa matoky ny didinao aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 13:6Fa raha izaho kosa, dia ny famindram-ponao no itokiako; ho faly amin’ ny famonjenao ny foko. Hihira ho an’ i Jehovah aho, satria nanisy soa ahy Izy;
Psalms 18:35Mampianatra ny tanako hiady Izy, ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
Psalms 30:11Mihainoa, Jehovah ô, ka mamindrà fo amiko; Jehovah ô, aoka ho Mpamonjy ahy Hianao.
Psalms 119:17Asio soa aho mpanomponao, mba ho velona Ka hitandrina ny teninao.