The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:17

Bokin'ny Salamo 119:17

Asio soa aho mpanomponao, mba ho velona Ka hitandrina ny teninao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Deal bountifully with thy servant, that I may live, and keep thy word.

In Context

16Ny didinao no hiravoravoako: Tsy hohadinoiko ny teninao.

18Ampahirato ny masoko, mba hahitako Zava-mahagaga ao amin’ ny lalànao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 116:7Miverena ho amin’ ny fitsaharanao, ry fanahiko, Fa Jehovah efa nanisy soa anao,

Psalms 119:65Jehovah ô, efa nasianao soa ny mpanomponao, Araka ny teninao.

Psalms 119:116Tohàny aho araka ny teninao, mba ho velona, Ary aoka tsy ho menatra amin’ ny fanantenako aho.

Psalms 119:132Todiho aho, ka mamindrà fo amiko, Araka ny tokony ho anjaran’ izay tia ny anaranao.

Psalms 119:175Aoka anie ho velona ny fanahiko ka hidera Anao; Ary aoka anie hamonjy ahy ny fitsaranao.

Romans 8:2Fa ao amin’ i Kristy Jesosy ny lalàn’ ny Fanahin’ aina no nahafaka ahy tamin’ ny lalàn’ ny fahotana sy ny fahafatesana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:16Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:18 →