The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:70

Bokin'ny Salamo 119:70

Matavy tahaka ny menaka ny fony; Fa izaho kosa, dia ny lalànao no iravoravoako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Their heart is as fat as grease; but I delight in thy law.

In Context

69Namoron-dainga hamelezana ahy ny mpirehareha; Amin’ ny foko rehetra no itandremako ny didinao.

71Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 17:10Efa mihirim-belona izy; teny miavonavona no aloaky ny vavany.

Psalms 73:7Bongon-tavy ny masony; miloatra ny hevitry ny fony.

Psalms 119:35Ampandehano amin’ ny lalan’ ny didinao aho; Fa izany no sitrako.

Acts 28:27Fa efa adala ny fon’ ireo olona ireo, ary efa lalodalovana ny sofiny, ary efa nakimpiny ny masony, Fandrao hahita ny masony, sy handre ny sofiny, ary hahalala ny fony, dia hibebaka izy, ka hahasitrana azy Aho..

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:70

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:69Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:71 →