Bokin'ny Salamo 119:69
Namoron-dainga hamelezana ahy ny mpirehareha; Amin’ ny foko rehetra no itandremako ny didinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The proud have forged a lie against me: but I will keep thy precepts with my whole heart.
In Context
68Sady tsara Hianao no Mpanao ny tsara; Ampianaro ahy ny didinao.
70Matavy tahaka ny menaka ny fony; Fa izaho kosa, dia ny lalànao no iravoravoako.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 35:11Mitsangana ny vavolombelona mampidi-doza; ka izay tsy fantatro no anadinany ahy.
Psalms 119:2Sambatra izay mitandrina ny teni-vavolombelony Ka mitady Azy amin’ ny fo rehetra;
Psalms 119:51Ny mpirehareha maniratsira ahy: Tsy mba mivily miala amin’ ny lalànao aho.
Psalms 119:157Maro ny mpanenjika sy mpandrafy ahy; Tsy mba niala tamin’ ny teni-vavolombelonao aho.
Matthew 5:11Sambatra ianareo, raha haratsin’ ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko.
Matthew 26:59Ary ny lohan’ ny mpisorona mbamin’ ny Synedriona rehetra nitady teny ho entiny hiampanga lainga an’ i Jesosy mba hamonoany Azy;