Bokin'ny Salamo 119:79
Aoka hiverina amiko izay matahotra Anao Sy izay mahalala ny teni-vavolombelonao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let those that fear thee turn unto me, and those that have known thy testimonies.
In Context
80Aoka ho marina tsara ny foko amin’ ny fitanana ny didinao, Mba tsy ho menatra aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 7:7Jehovah ô, mitsangàna amin’ ny fahatezeranao; misandrata hisakana ny fisafoaky ny mpampahory ahy; ary mifohaza hanampy ahy, fa didy marina no navoakanao;
Psalms 119:74Izay matahotra Anao hahita ahy ka ho faly; Fa ny teninao no andrasako.