The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:74

Bokin'ny Salamo 119:74

Izay matahotra Anao hahita ahy ka ho faly; Fa ny teninao no andrasako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They that fear thee will be glad when they see me; because I have hoped in thy word.

In Context

73Ny tananao nanao ahy sy namboatra ahy; Ampianaro aho, mba hianarako ny didinao.

75Fantatro, Jehovah ô, fa marina ny fitsaranao. Ary ny fahamarinanao no nampahorianao ahy.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 34:2Hisaotra an’ i Jehovah lalandava aho; ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy.

Psalms 108:7Mba hahafaka ny malalanao, Dia vonjeo amin’ ny tananao ankavanana aho, ka valio.

Psalms 119:43Ary aza dia esorina amin’ ny vavako ny teny marina; Fa miandry ny fitsaranao aho.

Psalms 119:147Raha mbola tsy nazavaratsy aza ny andro, dia nitaraina aho; Ny teninao no andrasako.

Luke 21:33Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:74

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:73Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:75 →