The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 121 › Bokin'ny Salamo 121:4

Bokin'ny Salamo 121:4

Indro, tsy matory na rendrehana Ny Mpiaro ny Isiraely.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Behold, he that keepeth Israel shall neither slumber nor sleep.

In Context

3Tsy mba havelany hangozohozo anie ny tongotrao; Tsy ho rendrehana anie ny Mpiaro anao.

5Jehovah no Mpiaro anao; Jehovah no fialofanao eo amin’ ny an-kavananao.

Read all of Bokin'ny Salamo 121

Cross References

Psalms 27:1Nataon’ i Davida. Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no fiarovana mafy ho an’ ny aiko; iza no hangovitako?

Psalms 127:1Fihirana fiakarana. Nataon’ i Solomona. Raha tsy Jehovah no manao ny trano, Dia miasa foana ny mpanao azy. Raha tsy Jehovah no miambina ny tanàna, Dia miari-tory foana ny mpiambina.

Isaiah 27:3Izaho Jehovah no mpiaro io; Isaky ny indray mipi-maso no andemako azy, Fandrao misy manimba azy; Na andro na alina dia miaro azy aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 121:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 121:3Bokin'ny Salamo 121Bokin'ny Salamo 121:5 →