The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 121 › Bokin'ny Salamo 121:3

Bokin'ny Salamo 121:3

Tsy mba havelany hangozohozo anie ny tongotrao; Tsy ho rendrehana anie ny Mpiaro anao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He will not suffer thy foot to be moved: he that keepeth thee will not slumber.

In Context

2Ny famonjena ahy dia avy amin’ i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.

4Indro, tsy matory na rendrehana Ny Mpiaro ny Isiraely.

Read all of Bokin'ny Salamo 121

Cross References

1 Samuel 2:9Ny tongotry ny olo-masiny dia tandremany, fa ny ratsy fanahy kosa hampangininy any amin’ ny maizina; fa tsy amin’ ny hery no handresen’ ny olona.

Psalms 55:23Apetraho amin’ i Jehovah ny entanao, ary Izy no hanohana anao; tsy havelany hangozohozo mandrakizay ny marina.

Psalms 91:12Eny an-tànany no hitondran’ ireo anao, Fandrao ho tafintohina amin’ ny vato ny tongotrao.

Proverbs 2:8Ka dia mitandrina ny lalan’ ny fahamarinana Izy Ary miambina ny lalan’ ny olony masìna.

Proverbs 3:26Fa Jehovah no ho tokinao Ka hiambina ny tongotrao tsy ho voafandrika.

1 Peter 1:5izay arovan’ ny herin’ Andriamanitra amin’ ny finoana ho amin’ ny famonjena efa vonona haseho any am-parany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 121:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 121:2Bokin'ny Salamo 121Bokin'ny Salamo 121:4 →