The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 122 › Bokin'ny Salamo 122:3

Bokin'ny Salamo 122:3

Dia ianao ry Jerosalema, izay efa vita Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Jerusalem is builded as a city that is compact together:

In Context

2Ny tongotray efa mijoro Eo anatin’ ny vavahadinao, ry Jerosalema ô,

4Any no iakaran’ ny firenena, Dia ireo firenen’ i Jehovah (Lalàna amin’ ny Isiraely izany). Mba hisaotra ny anaran’ i Jehovah.

Read all of Bokin'ny Salamo 122

Cross References

2 Samuel 5:9Dia nitoetra tao anatin’ ny batery fiarovana Davida, ary ny anarany nataony hoe: Tanànan’ i Davida. Ary narafitr’ i Davida ny manodidina hatrany Milo mbamin’ ny ao anatiny.

Psalms 147:2Manangana an’ i Jerosalema Jehovah; Mamory ny Isiraely voaroaka Izy.

Ephesians 4:4Iray ny tena, ary iray ny Fanahy, dia toy ny niantsoana anareo ho amin’ ny fanantenana iray momba ny fiantsoana anareo;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 122:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 122:2Bokin'ny Salamo 122Bokin'ny Salamo 122:4 →