Bokin'ny Salamo 122:6
Mangataha fiadanana ho an’ i Jerosalema; Hambinina anie izay tia anao;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Pray for the peace of Jerusalem: they shall prosper that love thee.
In Context
5Fa any no misy seza fitsarana mipetraka, Dia ny seza fiandrianan’ ny mpianakavin’ i Davida.
7Fiadanana anie ho ao anatin’ ny mandanao; Fanambinana anie ho ao an-dapanao
Read all of Bokin'ny Salamo 122
Cross References
Genesis 12:3ary hitahy izay manisy soa anao Aho, fa hanozona izay manozona anao; ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ ny tany.
1 Samuel 12:23Ary ny amiko, sanatria raha hanota amin’ i Jehovah aho ka hitsahatra tsy hangataka ho anareo; fa izaho hanoro anareo izay lalana tsara sy mahitsy.
Nehemiah 11:2Ary nisaoran’ ny olona ny lehilahy rehetra izay nanolo-tena honina any Jerosalema.
Psalms 51:18Fa tsy fanatitra no sitrakao; raha izany dia nomeko ihany; ny fanatitra dorana tsy mahafaly Anao.
Isaiah 62:7Ary aza mamela Azy hitsahatra mandra-panaony an’ i Jerosalema ho mafy orina sy hoderaina amin’ ny tany.
Jeremiah 29:7Ary katsaho izay hiadanan’ ny tanàna izay nampandehanako anareo ho babo, ary mivavaha amin’ i Jehovah ho azy; fa raha miadana izy, dia mba hiadana koa ianareo.