The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 122 › Bokin'ny Salamo 122:7

Bokin'ny Salamo 122:7

Fiadanana anie ho ao anatin’ ny mandanao; Fanambinana anie ho ao an-dapanao

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Peace be within thy walls, and prosperity within thy palaces.

In Context

6Mangataha fiadanana ho an’ i Jerosalema; Hambinina anie izay tia anao;

8Noho ny rahalahiko sy ny namako No hanaovako hoe Fiadanana anie ho ao anatinao.

Read all of Bokin'ny Salamo 122

Cross References

1 Chronicles 12:18Ary Amasay, lehiben’ ny mpanafika malaza, dia nampitenenin’ ny Fanahy hoe: Anao izahay, ry Davida ô, fa miandany aminao, ry zanak’ i Jese; fiadanana, eny, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana anie ho an’ ny manampy anao; fa Andriamanitrao no manampy anao. Dia noraisin’ i Davida ireo ka notendreny ho mpifehy ny miaramila.

Psalms 48:13Manodidina an’ i Ziona ianareo, eny, mandehana manodidina azy; isao ny tilikambony,

Isaiah 54:13Ary ny zanakao rehetra dia ho samy efa nampianarin’ i Jehovah, ka dia ho be ny fiadanan’ ny zanakao.

James 3:18Ary ny vokatry ny fahamarinana dia afafy amin’ ny fihavanana ho an’ izay mampandroso ny fihavanana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 122:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 122:6Bokin'ny Salamo 122Bokin'ny Salamo 122:8 →