The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 124 › Bokin'ny Salamo 124:2

Bokin'ny Salamo 124:2

Raha tsy Jehovah no nomba antsika, Raha nitsangana hamely antsika ny olona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If it had not been the LORD who was on our side, when men rose up against us:

In Context

1Fihirana fiakarana. Nataon’ i Davida. Raha tsy Jehovah no nomba antsika,― Eny, aoka hataon’ ny Isiraely hoe:

3Dia nitelina antsika velona izy, Raha nirehitra tamintsika ny fahatezerany;

Read all of Bokin'ny Salamo 124

Cross References

Psalms 3:1Salamo nataon’ i Davida, fony izy nandositra an’ i Absaloma zanany.

Psalms 21:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 22:16Maina tahaka ny tavim-bilany ny heriko, ary ny lelako miraikitra amin’ ny lanilaniko; ao amin’ ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.

Psalms 56:10Amin’ izay dia hiamboho ny fahavaloko amin’ ny andro hiantsoako Anao; izao dia fantatro, fa momba ahy Andriamanitra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 124:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 124:1Bokin'ny Salamo 124Bokin'ny Salamo 124:3 →