Bokin'ny Salamo 125:4
Jehovah ô, manaova soa amin’ ny tsara Sy ny mahitsy fo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Do good, O LORD, unto those that be good, and to them that are upright in their hearts.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 125
Cross References
Psalms 32:2Sambatra ny olona izay tsy isain’ i Jehovah heloka, ary tsy misy fitaka ny fanahiny.
Psalms 41:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 73:1Salamo nataon’ i Asafa. Andriamanitra mahasoa ny Isiraely tokoa, dia ny madio fo.
Psalms 84:12Fa Masoandro sy Ampinga Jehovah Andriamanitra; fahasoavana sy voninahitra no homen’ i Jehovah; tsy hiaro zava-tsoa amin’ izay mandeha amin’ ny fahitsiana izy.
Psalms 119:68Sady tsara Hianao no Mpanao ny tsara; Ampianaro ahy ny didinao.
Isaiah 58:10Ary afoinao ho an’ ny noana izay hanina tianao, ka mahavoky ny ory ianao, dia hiposaka ao amin’ ny maizina ny fahazavanao, ary ny aizim-pitonao ho tahaka ny mitataovovonana;