Bokin'ny Salamo 125:5
Fa izay mivily ho amin’ ny sakeli-dalana mivilivily Dia horoahin’ i Jehovah miaraka amin’ ny mpanao ratsy anie. Fiadanana anie ho amin’ ny Isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
4Jehovah ô, manaova soa amin’ ny tsara Sy ny mahitsy fo.
Read all of Bokin'ny Salamo 125
Cross References
2 Samuel 22:22Fa nitandrina ny lalan’ i Jehovah aho ka tsy mba nanao ratsy hialana tamin’ Andriamanitro;
Job 23:11Ny tongotro nifikitra tamin’ ny lalany; Eny, ny lalany no nizorako tsara, ka tsy nivily aho.
Psalms 92:7Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.
Psalms 92:10Fa, indreo, ny fahavalonao, Jehovah ô, Fa, indreo, ringana ny fahavalonao; Mihahaka ny mpanao ratsy rehetra.
Psalms 101:3Tsy hampitoetra zava-dratsy eo anoloan’ ny masoko aho; Halako ny mivadika, Tsy hikambana amiko izany.
Proverbs 2:15Dia izay melo-dalana Sy maniasia amin’ ny alehany;