The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 129 › Bokin'ny Salamo 129:6

Bokin'ny Salamo 129:6

Ka ho tahaka ny ahitra eo an-tampon-trano. Izay malazo, na dia tsy misy manongotra azy aza;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let them be as the grass upon the housetops, which withereth afore it groweth up:

In Context

5Aoka ho menatra sy hiamboho Izay rehetra mandrafy an’ i Ziona

7Tsy misy mpijinja mameno tanana Na mpamehy amboara mameno tratra amin’ izany;

Read all of Bokin'ny Salamo 129

Cross References

2 Kings 19:26Ary efa tsy nahatohitra ny mponina any, sady raiki-tahotra no mangaihay izy; efa tahaka ny ahitra any an-tsaha izy ary tahaka ny ahi-maitso sy ny ahitra eo amin’ ny tampon-trano, ary tahaka ny vary maty raha vao mitsiry.

Psalms 92:7Ny ketrina tsy mahafantatra izany, Ary ny adala koa tsy mba mahalala.

Jeremiah 17:5Izao no lazain’ i Jehovah: ho voaozona izay olona matoky olona sy manao ny nofo ho sandriny, ka miala amin’ i Jehovah ny fony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 129:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 129:5Bokin'ny Salamo 129Bokin'ny Salamo 129:7 →