The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 132 › Bokin'ny Salamo 132:14

Bokin'ny Salamo 132:14

Ity, hoy Izy, no fitsaharako mandrakizay doria; Eto no honenako, fa efa niriko ity.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

This is my rest for ever: here will I dwell; for I have desired it.

In Context

13Fa Jehovah efa nifidy an’ i Ziona. Ary naniry azy ho fonenany.

15Hotahiko tokoa ny fihinana ao; Hovokisako hanina ny malahelo ao.

Read all of Bokin'ny Salamo 132

Cross References

1 Kings 8:13Efa nanao trano hitoeranao tokoa aho, dia fitoerana hitoeranao mandrakizay.

1 Kings 9:3Ary hoy Jehovah taminy: Efa reko ny vavakao sy ny fifonanao izay nataonao teo anatrehako; koa efa nohamasiniko ity trano nataonao ity mba hampitoerana ny anarako mandrakizay: ary ho amin’ ity mandrakariva ny masoko sy ny foko.

Psalms 68:16Tendrombohitr’ Andriamanitra ny tendrombohitr’ i Basana. Tendrombohitra maro tampona ny tendrombohitr’ i Basana.

Psalms 76:2Andriamanitra dia fantatra eo amin’ ny Joda; malaza eo amin’ ny Isiraely ny anarany;

Psalms 132:8Mitsangàna, Jehovah ô, ho amin’ ny fitsaharanao, Dia Hianao sy ny fiaran’ ny herinao.

Isaiah 8:18Indreto, izaho sy ireo zaza nomen’ i Jehovah ahy dia famantarana sy fahagagana ao amin’ ny Isiraely Avy amin’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, Izay monina ao an-tendrombohitra Ziona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 132:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 132:13Bokin'ny Salamo 132Bokin'ny Salamo 132:15 →