The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 134 › Bokin'ny Salamo 134:2

Bokin'ny Salamo 134:2

Manandrata ny tananareo ho amin’ ny fitoerana masìna, Ka misaora an’ i Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Lift up your hands in the sanctuary, and bless the LORD.

In Context

1Fihirana fiakarana. Andeha, misaora an’ i Jehovah, ianareo rehetra mpanompon’ i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon’ i Jehovah.

3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.

Read all of Bokin'ny Salamo 134

Cross References

Nehemiah 8:6Ary Ezra nisaotra an’ i Jehovah, Andriamanitra lehibe; ary ny olona rehetra nanandra-tanana ka namaly hoe: Amena, Amena; dia niondrika izy sady niankohoka tamin’ ny tany teo anatrehan’ i Jehovah.

Psalms 28:2Mihainoa ny feon’ ny fifonako, raha mitaraina aminao aho, raha manandratra ny tanako ho amin’ ny fitoeranao masìna indrindra aho.

Psalms 63:4Fa tsara noho ny aina ny famindram-ponao; ny molotro hidera Anao.

Psalms 141:2Aoka hankeo anatrehanao mandrakariva toy ny ditin-kazo manitra ny fivavako, Ary ho toy ny fanatitra hariva ny fanandratako ny tanako.

Lamentations 3:41Aoka hasandratsika amin’ Andriamanitra any an-danitra ny fontsika sy ny tanantsika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 134:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 134:1Bokin'ny Salamo 134Bokin'ny Salamo 134:3 →